|
|
|
|

Teny iditra 1  hamaivanina
Fototeny  2 maivana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Atao tonga maivamaivana kokoa: Nohamaivaniny ny entako fa hitany sahirana ery aho
9 Ahena, hakelezina: Mbola vaovao aho ka nohamaivaniny ny raharahako
10 Heverina ho tsy misy lanjany firy: Toa hamaivaninao re izany hadisoanao izany, Rakoto [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  11 to be made light of; to be lightened [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  12 qu'on rend léger; qu'on diminue; dont on ne fait pas grand cas [1.8]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19