Teny iditra | hamaotonana (maotona) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Hatsaram-panahy fatra-pitandrina tsy hanaofihetsika jefijefy: Ny hamaotonana no ravaky ny zazavavy voalohany [1.1] | |
Tovy hevitra | fahamaotonana | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |