|
|
|
|

Teny iditra 1  maotona
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Sampanteny 
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  8 Tsy tia pelipelika na jejo fa mipetrapetraka, mitandrina tsy hanao fihetsika manafintohina ny sasany: Zazavavy maotona
9 Enti-milaza ny andro tony tsara, tsy mandrivotra: Maotona dia maotona izany andro izany [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  10 modeste, réservé, paisible, calme [1.3]
Tovy hevitra  11 maotina

Fivaditsoratra  12 amotano, 13 antomoa, 14 manotoa, maotona

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22