Teny iditra | hamarana (hamatra) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Fehezina amin'ny hamatra na harato [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | See hamatra [1.2] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Tsipelina hafa | hamarina | ||||||||
Teny iditra | hamarana (mara) | ||||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Toetran' ny zavatra mara [1.1] | ||||||||
Tovy hevitra | hamara ~ fahamara ~ fahamarana | ||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/02/14 |
![]() |