|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  hamarina (hamatra)
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  3  Fehezina amin'ny hamatra na harato [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4  Qu’on bande avec des éclisses [1.3#210]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :
Tsipelina hafa  9  hamarana

Teny iditra (2/2)10  hamarina (marina)
Sokajin-teny  11  anarana
Fanazavàna teny malagasy  12  Toetran' ny zavatra marina, mitovy tantana, na tsy diso: Tsy ampy ny hamarin' ny tany eto mba hanaovana trano. / Tsy mino ny hamarin' ny zavatra lazaiko ve ianao? [1.1]

Fivaditsoratra  13  hamarina, maharina, manahira, maniraha, miharana, miharàna, mirahana

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/14