Teny iditra | hamarina (hamatra) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Fehezina amin'ny hamatra na harato [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Qu’on bande avec des éclisses [1.3] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Tsipelina hafa | hamarana | ||||||||
Teny iditra | hamarina (marina (arina)) | ||||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Toetran' ny zavatra marina, mitovy tantana, na tsy diso: Tsy ampy ny hamarin' ny tany eto mba hanaovana trano. / Tsy mino ny hamarin' ny zavatra lazaiko ve ianao? [1.1] | ||||||||
Fivaditsoratra | hamarina, maharina, manahira, maniraha, miharana, mirahana, Ramanahy |
Nohavaozina tamin' ny 2023/02/14 |
![]() |