|
|
|
|

Teny iditra 1  hamasinina
Fototeny  2 masina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Anaovana fombam-pivavahana mba ho masina, hahazo hery, fahefana: Hamasino ireto fanatitra ireto, Zanahary ò!
9 Hajaina, tsaohina: Hohamasinina anie ny anaranao [1.1]
Tovy hevitra  10 ankamasinina

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22