|
|
|
|

Teny iditra (1/3) 1  masina
Fototeny  2 hasina
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Haiendriteny 
4  Tsotra :
5  Filaza mandidy :
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  17 Mahomby, mandaitra, mahasitrana: Masina io fanafody io raha atao ody poizina
18 Voatokana ho an' Andriamanitra, ampiasaina amin' ny fanompoam-pivavahana, mikasika ny fivavahana: Ny otely masina ~ Ny soratra marina ~ Olo-masina
19 Mendrika hohajaina, tsy azo zimbazimbaina, manan-jina: Masina ny tanindrazana, [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  20 holy [1.2, 1.7]
21 consecrated, sanctified; in reduplication it means saltish [1.2]
22 sacred; possessing "mana" or supernatural power [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  23 saint [1.8, 1.196]
24 sacré; qui possède ou transmet une force surnaturelle [1.8]
25 efficace, sacré [1.196]
Ohatra  26  Olona iray main' ny afo no mitalaho fivavahana amin' ny velona, amin' ny alalan' ny sapile sy sorona masina. [2.470#17]
27  masina, ry Nosim-Baliha!... [2.471#72]
28  Andro androan-drano mafana, anaterana tsihy masina ny razanandriana; [2.48#126]
Tsipelina hafa  29 masy
Fikambanana  30  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 51 misy ny teny how masina
Ohabolana  31  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/3) 32  masìna
Fototeny  33 hasina
Sokajin-teny  34  filaza mandidin' ny mpamaritra masina [Fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Teny iditra (3/3) 35  masina
Sokajin-teny  36  mpamaritra
Haiendriteny 
37  Ny ankehitriny :
38  Ny lasa :
39  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  40 [Bezanozano+Sihanaka+Tanala] marikivy [1.78]
41 [Sihanaka+Tanala] makirana [1.78]
Fikambanana  42  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how masina

Fivaditsoratra  43 manasy, mañasy, 44 manisà, manisa, masìna, masina

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/15