|
|
|
|

Teny iditra 1  hambahambaina
Fototeny  2 hambahamba
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Atao na tenenina am-pisalasalana, amim-piahotrahorana [1.1]

Fivaditsoratra  hambahambaina, 9 ihambahambana, 10 mibahambahana

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19