|
|
|
|

Teny iditra 1  hambahamba
Fototeny  2 hamba
Sokajin-teny  3  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  22 fisalasalana, tsy fahavononana ka miahotrahotra: Aza matahotra fa hataoko tsy misy hambahamba io
23 fiatoatoana raha miteny.
24 mihambahamba, misalasala, miahanahana, miahotrahotra, miherohero [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  25 indecision, hesitation [1.2]
Ohatra  26  Koa raha hanao hambahamba ianareo, ka ny ahy tsy asehonareo fa vilia aman-tapa-kazo amam-panaovan-jiro sy tongodatabatra sy vilany vy no asehonareo eto Antsahatsiroa, koa tsy ireny no ahy nalainareo fa fanakareo ireny, fa hafa ny ahy. [2.298#]
Tovy hevitra  27 hamba

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22