|
|
|
|

Teny iditra1  hambana
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [hambaña] kambana [Tambahoaka, Sihanaka, Tanala] [1.78]
4  kambana, roa [Betsimisaraka] [1.78]
5  kambana, misaringotra [Tanosy] [1.78]
6  Teny ilazana zavatra roa mitovy ka miraikitra tsy afa-misaraka, kambana mitambatra: Akondro hambana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  7  (toute l'île) Adjectif : double ; se dit des organes végétaux soudés par deux ; par exemple voakambana : fruits à deux méricarpes soudés entre eux, comme ceux des rauvolfia ; akondro hambana : banane double, résultant de la soudure accidentelle de deux fruits. Voir aussi kambana. [1.196]

Fivaditsoratra  8  bahanam, hambana, nabaham

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31