Teny iditra (1/2) | 1 hamo |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Sampanteny |
|
Fanazavàna teny malagasy |
5 fahalainana, fahatofohana [Taimoro]
[1.78] 6 Fahasorisorenana kely: Nasiana fanalana hamohamo teny anelanelan' ny valandresaka 7 Fahatofotofohana noho ny sakafo na fisotro be loatra nohanina na nosotroina. [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
8 dégoût causé par la satiété, satiété à l'excès, dégoût en général, ivresse [1.3] |
Tovy hevitra | 9 hamohamo |
Teny iditra (2/2) | 10 hamo |
Sokajin-teny | 11 anarana |
Voambolana |
12 Haizavamaniry |
Fanazavàna teny frantsay |
13 (racine du mot mamo : ivre) Liane ichtyotoxique ; poison de pêche réputé très actif. Probablement un Derris (Fabaceae). On pense qu'il enivre le poisson parce que celui-ci, atteint dans ses centres nerveux, devient incapable de nager droit. [Betsimisaraka]
[1.196] |
Fivaditsoratra | 14 hamo, maho |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |