|
|
|
|

Teny iditra 1  hamohamo
Fototeny  2 hamo
Sokajin-teny  3  anarana
Sampanteny 
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  5 Fahasorisorenana kely: Nasiana fanalana hamohamo teny anelanelan' ny valandresaka
6 Fahatofotofohana noho ny sakafo na fisotro be loatra nohanina na nosotroina. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  7 dégoût causé par la satiété, satiété à l'excès, dégoût en général, ivresse [1.3]
Tovy hevitra  8 hamo
Fikambanana  9  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe hamohamo

Fivaditsoratra  hamohamo, 10 homahoma

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22