Teny iditra | hankana | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Betsimisaraka] Karazam-borona mpivoaka alina [1.78] | |
[Tsimihety] Karazam-borondia mitovy endrika amin' ny vorondolo [1.1] | ||
Fanazavàna teny anglisy | [Provincial] A kind of bird. Probably the same as hanka [1.2] | |
Voambolana | Haibiby: vorona | |
Teny iditra | hankana | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Betsimisaraka, Bezanozano, Tambahoaka] kankana [1.78] | |
[Tanala] kankana(tany, olona) [1.78] | ||
Fanazavàna teny anglisy | [Provincial] For kankana [1.2] | |
Fanazavàna teny frantsay | [Sakalava-Mayotte] Ver [1.405] | |
Voambolana | Haibiby: tsy manan-kazon-damosina | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |