|
|
|
|

Teny iditra1  kankana
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  Biby kely lavalava mivelona any anaty tany (kankanjila sy kankandoroka) na ao anaty tsinain' ny olombelona (sakoitra) [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4  a worm [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5  ver [1.8]
Ohatra  6  Misy kankana io zaza io na ny tenanao. [1.381#]
7  Atao vakisiny sy omena odin-kankana izy. [2.117#]
Voambolana  8  Fahasalamana
9  Haibiby: tsy manan-kazon-damosina
Sampanteny 
10  Mpamaritra :
Tovy hevitra  11  hankana
Mpanahaka  12  sakoitra, viky
Kamban-teny 
Anaram-biby 
Lahatsoratra  21  Randzavola: kankana ao amin' ny Baiboly

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11