Teny iditra | hanky | ||
Sokajin-teny | anarana | ||
Fanazavàna teny anglisy | A custom, manners. (Prov.) See fomba. [1.2] | ||
Fanazavàna teny frantsay | [Tankarana] Usages propres aux Européens. [1.19] | ||
Tovy hevitra | haky | ||
Teny iditra | hanky | ||
Sokajin-teny | tenim-piontanana | ||
Fanazavàna teny malagasy | Hay! Izany tokoa àry! Teny entina manaiky raha mahare vaovao manaitra na zavatra tsy nampoizina: Hanky! mpirahalahy ianareo sy Rabe! [1.1] | ||
Tovy hevitra | hanky va re | ||
Kamban-teny |
| ||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |