|
|
|
|

Teny iditra1  hanoanana (noana)
Sokajin-teny  2  anarana
Voambolana  3  Fahasalamana
Fanazavàna teny malagasy  4  Toetran' ny olona tsy nihinan-tsakafo efa elaela ka mahatsiaro mangebaka ny kibony [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5  hunger [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6  la faim [1.3, 1.8]
Tovy hevitra  7  fahanoanana
Ohabolana  8  Ohabolana misy io teny hanoanana io

Fivaditsoratra  9  anahonana, anohanana, anonahana, hanoanana

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20