|
|
|
|

Teny iditra 1  hantahanta
Fototeny  2 hanta
Sokajin-teny  3  anarana
Sampanteny 
Anarana :
Fanazavàna teny malagasy  5 Angolangola na fihetsika somary amboamboarina raha mangata-javatra noho ny fitokiana fitiavana; fiangaviana na fitarainana hahazoana zavatra na hahazoana manao ny sitraky ny fo noho ny fitokiana fitiavana; fanaovana angolangola hahazoana tombom-pitia: Tokony ho voafefin' ny fanajana mandrakariva ny hantahanton' ny ankizy. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 [duplicatif fréquentatif] [1.3]
Ohatra  7  Mahatsiaro ny hantahanta fanaoko, ry zareo; [2.285#138]
8  Andry koa re ka lavo, hantahanta aiza intsony! [1.244]
9  Nekeko io hantahanta keliny io satria izy koa no mba tiako hifidy izay sora-damba ho ahy. [2.643#106]
Tovy hevitra  10 hanta

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22