|
|
|
|

Teny iditra 1  hantaina
Fototeny  2 hanta
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Angatahina mafy erỳ: Hantain' ny zanako aoka izany ny saribakolin' i Fara kelinao
9 Omena ny zavatra rehetra angatahiny, ampanaranim-po amin' izay rehetra tadiaviny: Hantainao loatra io zanakao io ka hahantra ianao any aoriana [1.1]

Fivaditsoratra  hantaina, 10 ihantana, 11 tanahina

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19