|
|
|
|

Teny iditra 1  haotraorina
Fototeny  2 haotraotra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Kaohina na kikisana amin' ny hoho ny hoditra mba ho afaka ny hidihidy: Haoriny foana ny ranjony ka nanjary nisy hazaka / Haotraory kely aho fa mangidihidy [1.1]
Tovy hevitra  9 haorina
Ohabolana  10  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22