|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  harata
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  Soratr' omby mainty na mena fotsy loha misy pentina iray na roa eo amin' ny handriny [Sakalava] [1.1]
Tsanganana sy sary iray takila  4  Soratr' omby

Teny iditra (2/2)5  harata
Sokajin-teny  6  anarana
Voambolana  7  Haizavamaniry
Fanazavàna teny frantsay  8  comparer avec haratra : nom donné aux pannes d'une charpente) Micronychia perrieri (Courchet) Capuron ined. (Anacardiaceae). Le bois de cet arbre est utilisé en charpenterie. Voir aussi tarata. [Tandroy] [1.196]
Kamban-teny 
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  11  ahatra, harata, tahara

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31