|
|
|
|

Teny iditra 1  haratsina
Fototeny  2 ratsy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Atao tonga ratsiratsy kokoa: Efa nodiditra ihany / Koto taloha, fa vao mainka noharatsin' ny sakaizany izy
9 Hamavoina, atao tsinontsinona, zimbaina: Aza haratsina ny nahitana masoandro
10 Endrikendrehina, hosoran-dratsy, hosoram-potaka: Noharatsin' ny mpiaramiasa aminy tamin' ny lehibeny izy ka very toerana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  11 see ratsy [1.2]
12 to be vilified [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  13 Qu’on rend mauvais, méchant, qu’on dénigre, qu’on calomnie: Taloha tsara fanany izy, fa noharatsin' ny namany (Il était bon autrefois, mais ses camarades l’ont rendu mauvais, l’ont gâté) [1.3#516]
14 qu'on vilipende [1.8]
Ohatra  15  Raha vehivavy kosa indray no ompana dia haratsina arakaraka ny volony. [1.519#]
16  Sambatra ianareo, raha haratsina noho ny anaran' i Kristy, fa ny Fanahin' ny voninahitra, dia ny Fanahin' Andriamanitra, mipetraka ao aminareo. [2.996#]
Ohabolana  17  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21