Teny iditra (1/2) | 1 harefo |
Fototeny | 2 refo |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Toetran' ny zavatra marefo; halia: Ny harefon' ny bararata |
Kamban-teny |
|
Teny iditra (2/2) | 6 harefo |
Sokajin-teny | 7 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
8 [1.1] Karazan' ahitra tsoatokana lava sady poaka aty ny tahony, maniry eny amin' ny hotsaka ohatra ny zozoro, ary fanaon' ny olona tsihy, harona, satroka |
Fanazavàna teny anglisy |
9 [1.2] a rush used in making mats, baskets, and hats. Eleocharis sp., near E. sphacelata. A less common species in E. Baroni, Baker 10 [1.7] a reed from which fine mats and baskets are made |
Fanazavàna teny frantsay |
11 [1.8] roseau dont on fait des nattes et des paniers 12 [1.196] (comparer à marefo : fragile, cassant) Nom donné à diverses Cyperaceae fournissant des matières premières de sparterie fines mais peu solides. Ce sont surtout Eleocharis baronii Baker, Eleocharis limosa (Schrad.) Schult. et Eleocharis plantaginea R. Br. On en fait des chapeaux et des nattes. La base de tiges accumule de l'amidon et peut être consommée en cas de disette. [Merina] 13 [Betsileo] |
Ohatra |
14 Tsihy harefo no akanjony. [2.499] 15 Maniry eny ivelan'ny heniheny va ny zozoro? mitrebona tsy misy rano va ny harefo? [2.996] |
Voambolana |
16 Haizavamaniry: ahitra |
Anarana ara-tsiansa |
|
Ohabolana | 19 Ohabolana misy io teny harefo io |
Fivaditsoratra | 20 fohare, harefo, hofera |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02 |
![]() |