Teny iditra | 1 hareza |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Antsy maranitra dia maranitra fanaratana volo |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] a razor. [eng. Razor.] see haratra. 5 [1.7] [English razor] a razor |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] [anglais razor] rasoir |
Voambolana |
7 Fitaovam-piasana |
Mpanahaka | 8 fiharatra, Mangoro |
Fivaditsoratra | 9 hareza, hazera |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |