Teny iditra (1/2) | 1 fiharatra |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.78] [Taimoro]
hareza 4 [1.1] Fomba entina miharatra Lelan-java-maranitra, hareza |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] a small razor or knife, a lancet. fihatsaka also used. See hareza 6 [1.7] a razor |
Fanazavàna teny frantsay |
7 [1.8] rasoir |
Mpanahaka | 8 mangoro, hareza |
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 12 Ohabolana misy io teny fiharatra io |
Teny iditra (2/2) | 13 fiharatra |
Sokajin-teny | 14 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
15 [1.1] Enti-milaza olona fetsy Olona kinga aoka izany raha hiteny |
Mpanahaka | 16 fetsy |
Fivaditsoratra | 17 fahiratra, fiharatra, hafaritra, harafitra, harifatra, hifaratra, hifatrara |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02 |
![]() |