Teny iditra | 1 haromotana |
Fototeny | 2 romotra |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Voambolana |
4 Fahasalamana |
Fanazavàna teny malagasy |
5 Aretin-dratsy mahatonga toa adala manaikitra amim-pisafoahana izay sendra azy. tt Fisafoahana, fisamontitra [1.1] 6 aretina mifindra avy amin'ny biby romotra [1.13] 7 Jereo "Haromotana" [Rehefa tsy misy ny dokotera, takila 181] [5.mg.https://hesperian.org/wp-content/uploads/pdf/mg_wtnd_2016/mg_wtnd_2016_14.pdf] |
Fanazavàna teny frantsay |
8 rage [1.54, 1.13] |
Ohatra |
9 haromotana, ka tsy matahotra aina velona. [2.245#] |
Fivaditsoratra | 10 anamotraho, haromotana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/02/17 |