|
|
|
|

Teny iditra 1  romotra
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Fanazavàna teny malagasy  16 Voan' ny haromotana, aretina izay mahatonga ho toa adala manaikitra am-pisafoahana izay sendra azy, gaigy: Alika romotra
17 Misafoakan-katezerana: Vao mainka romotra izy nahita an-janany naniratsira azy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  18 mad as from rabbies; furious [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  19 atteint par la rage des chiens; furieux [1.8]
Fikambanana  20  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 2 misy ny teny hoe romotra

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20