Teny iditra | hasiaka (siaka) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Ny toetran' ny olona lozabe na ny zavatra malaholaho: Tsy anerany ny hasiakan' ity sakay ity [1.1] | |
Tovy hevitra | fahasiaka | |
Ohabolana | Ohabolana misy io teny hasiaka io | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
![]() |