Teny iditra | hasiana > asiana (isy) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Ilazana zavatra iray izay ampiana zavatra hafa: Asio sira ny laoka Velezina, vonoina amin' ny kapoka, ampiharana fahavoazana, na ara-batana na ara-tsaina: Nasiana tehamaina ny zanako ka tsy manaiky aho. / Nasian-dRakoto teny ratsy Rabe Enti-milaza toerana hanorenan-trano: Nasiana trano teo andrefanay; -- toerana ambolena zavatra: Asio vomanga itỳ sombin-tany itỳ; -- toerana ametahana zavatra: Asio bokotra kely itỳ akanjoko -- toerana ametrahana zavatra: Nasiany voninkazo ny latabatra fiasako [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | To have something put with it or into it To be struck or attacked [1.7] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Où l'on met Qu'on frappe, qu'on attaque [1.8] | ||||||||
Ohatra |
| ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Kamban-teny |
| ||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny asiana io | ||||||||
Fivaditsoratra | anaîsa, asaina, asiana, iasana |