|
|
|
|

Teny iditra1  hasoa
Fototeny  2  soa
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  Toetra soa, toetra tsara
5  Hafinaritra, hatsara, hakanto: Ny hasoan' ny voninkazo
6  Ny vokatra entin' ny..., ny ilana ny...: Tsy fantatrao angaha ny hasoan' ny orana [1.1]

Fivaditsoratra  7  hasoa, hoasa, sahoa, saoha

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20