Teny iditra |
hasoavana
(soa)
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Hatsarana: Feno hasoavana ilay vehivavy renin' Andriamanitra Toe-java-tsoa, fahazoana soa: Tsy tokony hifanary na ankasoavana na an-karatsiana [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | Goodness; favorable circumstances [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Bonté; circonstances favorables [1.8]
|
|
Teny iditra |
hasoavana
(soa)
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Ny firavoravoana, ny lanonana amin' ny famoran-jaza; ny famoran-jaza mihitsy: Namonjy hasoavana tao aminay ry Rakoto mianakavy / Hatao hasoavana ny zafikeliko [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | hasoavan-jaza
[1.13]
|
Voambolana |
|