|
|
|
|

Teny iditra 1  hasoavina
Fototeny  2 soa
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Atao tonga soa kokoa:Hohasoavin' ny fanjakana hono ny lalana mankany amintsika amin' ny herintaona
9 Asiana soa: Nohasoavinao ny zanako tamin' ny fampianarana nomenao azy
10 Tahina: Hohasoavin' ny Tompo anie ianao [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  11 see soa. [1.2]

Fivaditsoratra  12 anasaviho, 13 anasavohy, hasoavina, 14 voahasina

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19