Teny iditra | hatafa | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Karazan-kazo [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | [Betsimisaraka] A large tree, the kernel of whose fruit is edible. Terminalia catappa , L. Same as atafa (Betsim.), and atafana [1.2] | |
Fanazavàna teny frantsay | [Betsimisaraka] (du malais ketapang; batak: katapang; latinisé en catappa par L.) Terminalia catappa L. (Combretaceae). Le Badamier, souvent planté sur les promenades au bord de la mer. Amandes du fruit comestibles. (voir aussi hatafana). [1.196] | |
Anarana siantifika | Terminalia catappa | |
Ohatra | Feno hehy sy korana ny alokaloky ny lavarangana ary nisy aina terý ny vodi-hatafa sy voaniho.
[2.499] | |
Voambolana | Haizavamaniry | |
Tovy hevitra | antafa ~ antafana ~ atafa ~ atafana ~ hatafana | |
Nohavaozina tamin' ny 2022/06/02 |
![]() |