|
|
|
|

Teny iditra 1  hatavezina
Fototeny  2 tavy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Atao tonga matavy, afahy: Hatavezo ireto kisoa ireto ambara-piveriko
9 Ampitomboina ny filaza azy, itarina anaovana laza masaka: Nohataveziny erỳ ny fitantarana ny ady baolina [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 see tavy. [1.2]

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04