Teny iditra | hatavy (tavy) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Toetran' ny olona na biby matavy, botrefona; habotrefona: Tsy afa-mandeha intsony ity vorona ity noho ny hatavezany [1.1] | |
Tovy hevitra | hatavezana | |
Ohabolana | Ohabolana misy io teny hatavy io | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
![]() |