|
|
|
|

Teny iditra 1  hatevezina
Fototeny  2 tevina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Atao matevintevina kokoa: Hatevezo ny lalotra fa manify loatra izy izany
9 Atao matetika kokoa, mifanety kokoa, asiana sosona: Tsy nohatevezinareo ny ketsa ka jereo fa kely ny vary azo
10 Ampitomboina hasina: Hatevezo, rankizy, ny anaran-drainareo [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  11 qu'on serre davantage, qu'on rend plus épais; (biens) qu'on augmente [1.3#701]
Tsipelina hafa  12 hatevenina

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22