|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  hatevenina
Fototeny  2 tevina
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 see matevina [1.2]

Teny iditra (2/2) 5  hatevenina
Fototeny  6 tevina
Sokajin-teny  7  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  12 Atao matevintevina kokoa: Hateveno ny lalotra fa manify loatra izy izany
13 Atao matetika kokoa, mifanety kokoa, asiana sosona: Tsy nohateveninareo ny ketsa ka jereo fa kely ny vary azo
14 Ampitomboina hasina: Hateveno, rankizy, ny anaran-drainareo [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  15 qu'on serre davantage, qu'on rend plus épais; (biens) qu'on augmente [1.3#701]
Tsipelina hafa  16 hatevezina

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22