|
|
|
|

Teny iditra 1  hatsahana
Fototeny  2 hatsaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Atao mitovy tantana, faranana: Mbola tokony hohatsahana ity tany eto ity fa misy mivohitra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to be cut regularly, to be straightened, to be arranged beforehand. [1.2]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19