|
|
|
|

Teny iditra1  hatsaka
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
3  Matoantenin' ny mpanao :
4  Matoantenin' ny iharana :
5  Matoantenin' ny fameno :
6  Anarana :
7  Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  8  Fandidiana, famaranana tsy hisy romoromony; fanesorana ny tafahoatra na ny manan-tombo mba hampahitsy azy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9  anything which has its edge or side cut regularly, such as paper, a terrace, mud walls, etc. [1.2]
Ohabolana  10  Ohabolana misy io teny hatsaka io

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31