|
|
|
|

Teny iditra 1  hatsara
Fototeny  2 tsara
Sokajin-teny  3  anarana
Haiendriteny 
4  Tsotra :
5  Tovonana :
Fanazavàna teny anglisy  6 excellence; goodness [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 l'état de ce qui est beau, bon [1.3#754]
8 excellence; bonté [1.8]
Ohatra  9  Miankina amin' ny fitaovana ampiasaina anefa ny hatsara sy hazavan' ny famotopotorana sy fanadihadiana atao; [4.27#]
10  Nozarina hifoka sy higoka izany hatsara sy hanitry ny zava-kanto frantsay izany ny zatovo malagasy, ka dia nanadino tsikelikely ny hatsara na ny hanitry ny maha-Malagasy azy. [1.317#]
Tovy hevitra  11 fahatsara
Fikambanana  12  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe hatsara

Fivaditsoratra  hatsara, 13 sahatra

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22