| Teny iditra | 1 hatsiaka |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Haiendriteny |
|
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
16 Tsy fisian-kafanana; hirifiry; nara
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
17 cold, coldness, chilliness, frigidness. See nara, marikoditra. [mal. Sejuk, cool.]
[1.2] 18 the cold [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
19 le froid
[1.8] 20 froid, fraîcheur 21 détente [1.13] |
| Ohatra |
22 Iza no maharitra ny hatsiakany?
[2.996#23.10.17]
23 ?Dia izay vao re ny hatsiaka, izany hoe hatsiaka fanampin' ny efa tsaroana rahateo dia nahazo hatsiaka halina? [2.4#119] |
| Fikambanana | 24 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 4 misy ny teny hoe hatsiaka |
| Ohabolana | 25 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 26 ahatsika, 27 ahitsaka, hatsiaka |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21 |
|