|
|
|
|

Teny iditra 1  hatsiatsiaka
Fototeny  2 hatsiaka
Sokajin-teny  3  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 fraîcheur
6 débarras [1.3]
Ohatra  7  Dia notarihin'i Ptolemea ho eo ambanin'ny lavarangana manodidina ny mpanjaka, mody hoe haka hatsiatsiaka, kanjo voaovany ny fikasany. [2.996]
8  Rehefa sasatra dia maka aina kely eny am-pototry ny' hatafa aloha, na mitady vontaka eny amoron' ny kirihitra, fa mitahiry hatsiatsiaka ireny voankazon' ala ireny. [2.499#24]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19