| Teny iditra | 1 hatsika |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
13 Fiantsoana olona atao amin' ny fihetsiky ny tanana na ny loha mba hanatonany
14 famaikana ny fem-basy [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
15 the movement of the hands or fingers in beckoning, etc. note that the hand is held with the palm downward. Comp hofa.
[1.2] 16 beckoning with the hand (palm downward) [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
17 appel fait avec la main
[1.8] |
| Fivaditsoratra | hatsika, 18 hitsaka |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19 |
|