|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  manatsika
Fototeny  2  hatsika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  manofa tanana [Sihanaka] [1.78]
5  Miantso amin' ny fihetsiky ny loha na tanana; manofa: Nanatsika tanana an-janany Rabe
6  Mamahana, mamaika basy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7  to beckon, to point to a person witht he intention of calling him aside
8  to pull back the trigger of a gun. [1.2]
9  to beckon with the hand (palm down) [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10  appeler par un signe de la main (paume en dessous) [1.8]
Ohatra  11  Andeha isika, ka aza miteny amiko, na manatsika ahy. [1.406#]
Haiendriteny 
12  Ny ankehitriny :
13  Ny lasa :
14  Ny hoavy :
15  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)16  manatsika
Fototeny  17  tsika
Sokajin-teny  18  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  19  Manatantavana
20  Mampanorika (rano) tsikelikely avy ao anaty zavatra mba hanalana ny faikany
21  Manamaina [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  22  filtrer, faire couler petit à petit à travers quelque chose de manière à séparer la lie, faire sécher [1.3]
Haiendriteny 
23  Ny ankehitriny :
24  Ny lasa :
25  Ny hoavy :
26  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  27  manatsika, manitsaka

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20