Teny iditra | 1 hatsika |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Sampanteny |
|
Fanazavàna teny malagasy |
7 Fiantsoana olona atao amin' ny fihetsiky ny tanana na ny loha mba hanatonany 8 famaikana ny fem-basy [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
9 the movement of the hands or fingers in beckoning, etc. note that the hand is held with the palm downward. Comp hofa. [1.2] 10 beckoning with the hand (palm downward) [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
11 appel fait avec la main [1.8] |
Fivaditsoratra | 12 hatsika, hitsaka |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |