|
|
|
|

Teny iditra 1  havanina
Fototeny  2 havana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Ifandraisana, ifankatiavana: Mora havanina io lehilahy io
9 Tsikerakeraina, tsy avala hifatratra na hifitsaka: Havanina ny lavenona raha tiana hirehitra tsara ny afo [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to be entered into relationship with, to be consorted with. [1.2]
11 with whom one is friend [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  12 avec qui on a de bonne relations [1.8]
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21