|
|
|
|

Teny iditra 1  haviazina
Fototeny  2 havia
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Enti-milaza fiasana raisina amin' ny tanan-kavia avy ambony ary amin' ny tanan-kavanana avy ambany rehefa miasa aminy [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04