| Teny iditra (1/2) | 1 havia |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
9 amin' ny olona sy ny biby, ny havia dia ny ilany tena misy ny fo, mifamaly amin' ny ilany tsy misy ny fo, dia ny havanana.
[1.10#H135] 10 amin' ny vatan' ny olombelona sy ny biby, ny ila izay andrenesana ny fitepon' ny fo ary izay mifanitsy amin' io ila io, mifanohitra amin' ny havanana: Amin' ny havian-dalana mandeha / Tanan-kavia [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
11 the left side
[1.2#241, 1.7] 12 the left hand [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
13 la main gauche
[1.3#227, 1.8] 14 le côté gauche [1.3#227, 1.8] |
| Ohatra |
15 Ny an-dRobera ny havia, fa io no manakaiky ny foko.
[2.499#]
16 Dia mitsikitsiky mitodika havia sy mitodika havanana. [2.245#] |
| Tohi-kevitra | 17 havanana |
| Fikambanana | 18 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 8 misy ny teny hoe havia |
| Ohabolana | 19 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 20 havia |
| Sokajin-teny | 21 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
22 qui est inférieur en grade à un autre
[1.3] |
| Tovy hevitra | 23 haviany |
| Fivaditsoratra | 24 avahy, 25 havay, havia, 26 vahia |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22 |
|