| Teny iditra | 1 hazakazahina |
| Fototeny | 2 hazakazaka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Aleha haingana, vonjena maika: Nohazakazahiko tany an-tsaha Rakoto nony tsy hitako tao an-tranony
9 Enjehina: Nohazakazahiko tamin' ny tehina ilay karilahy [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
10 to be run for.
[1.2] 11 to be run after, to be pursued [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
12 qu'on suit ou poursuit en courant
[1.8] |
| Ohabolana | 13 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21 |
|