|
|
|
|

Teny iditra 1  hazakazaka
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  16 Fandehanana haingana, riotra: Nahazo loka tamin' ny fifanalana hazakazaka izy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  17 a run, a gallop. See olomay, ezaka [1.2]
18 the act of running or of walking fast; a race [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  19 course [1.3, 1.8]
20 gallop, marche accélérée [1.3]
21 action de courir [1.8]
Ohatra  22  Iny Ikemba nanao hazakazaka madinika. [2.499#16]
23  Ny fifaninanana hazakazaka zato metatra re mbola inona ê! [2.4#59]
Tsipelina hafa  24 kazakazaka
Renianarana 
Anarana iray reny 
Fikambanana  70  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 6 misy ny teny hoe hazakazaka
Ohabolana  71  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22